Hisy fotoam-pivavahana manokana ho fisaorana an'Andriamanitra. Asaina hanatrika daholo ny fianakaviana rehetra.