19 Jolay 2026
Fetin'ny Taranaka
Ny hetsika rehetraAmin'ny **Alahady 19 Jolay 2026**, dia amim-pifaliana lehibe no hankalazan'ny **Fiangonana Moria** ny **Fetin'ny Taranaka**, fotoana iray manan-danja hihaonan'ny zanaky ny fiangonana, na ireo monina eto an-toerana na ireo avy any amin'ny faritra samihafa sy any ivelany.